Hello ,I'm Do or Dorisoa ,I met Dan and Mika when they ' ve been in TANA-Madagascar, at the Restaurant -Hotel where I work :the SAKAMANGA ( wich means bluecat) that's why I will show you photos about this restaurant very cool and sympathic. I will show you one side of MADAGASCAR :the Night life in Tana cause when you arrive in Madagascar you start by Tana ,you can visit a lot of things in one or two days but in the evening you want to do relaxing things like drinking , going to cabarets and shows or dancing. These pictures will give you maybe some ideas.Keep Well ...
Manahoana,
Angaha moa lasa film ilay izy :) ary tsy azo antoka ahoana moa ity president vaovao, angaha tsy tanora mitovy aminareo izy?
Obama ve? izy aloha dia miasa dia miasa tokoa, tsy henoheno fa betsaka ny zavatra vitany, izy ve moa hahavita hanarina ny crise economique ao anatin'ny izay fotoana fohy izay fa dia hohita eo ny tohiny e! a+
Mirary Krismasy Sy Taom-Baovao Sambatra! We hope to see you and all the other great people at Sakamanga next year. We also hope to see you on TechHui :-)
Manao ahoana Do. Merci pour les commentaires.
Tsara ny mozikan'i Madagasikara. Marina fa tsara ny an'ny hafa, fa ny antsika koa tsara. Ny vahiny rehetra dia milaza an'izany fa toa isika tompony indraindray no tsy mahalala ka mindrana ny an'ny hafa.
Je suis content d'être sur ce site dédié à notre île. Je ferai de mon mieux pour contribuer à son rayonnement (quand j'aurais du temps et de l'argent, car se connecter à Mada coûte une fortune, hélas).
Bonne journée. Mandrapihaona. Dany
Comment Wall (9 comments)
You need to be a member of Madagascar Network to add comments!
Join this Ning Network
Angaha moa lasa film ilay izy :) ary tsy azo antoka ahoana moa ity president vaovao, angaha tsy tanora mitovy aminareo izy?
Obama ve? izy aloha dia miasa dia miasa tokoa, tsy henoheno fa betsaka ny zavatra vitany, izy ve moa hahavita hanarina ny crise economique ao anatin'ny izay fotoana fohy izay fa dia hohita eo ny tohiny e! a+
Ny fiainana aty ve? ohatran'ny fiainana rehetrarehetra ihany ka! mandeha mitady ny harapaka androany, mahandro sy mihinana dia matory :)
Arahabaina nahazo presida vaovao, ka manao ahoana izy ao?
Veloma indray e!
We wish you a happy and prosperous 2009!
Manao ahoana ny ao Antanimena ao? Plein ve ny Bus? :D
Tsara ny mozikan'i Madagasikara. Marina fa tsara ny an'ny hafa, fa ny antsika koa tsara. Ny vahiny rehetra dia milaza an'izany fa toa isika tompony indraindray no tsy mahalala ka mindrana ny an'ny hafa.
Je suis content d'être sur ce site dédié à notre île. Je ferai de mon mieux pour contribuer à son rayonnement (quand j'aurais du temps et de l'argent, car se connecter à Mada coûte une fortune, hélas).
Bonne journée. Mandrapihaona. Dany
> I'll will put some picture later.
Don't worry. There is no rush. We are very glad you joined.
> Have a good honey moon,
Thank you! I am very excited about it.
BTW - You are right, I really like lemurs, especially Sifaka :-)