Manahoana.
Eny ary e aleo aloha omena chance hitantana ny firenena ny new président e. Ny azontsika atao dia miasa mafy manampy ny ezaka ataony é. Fa de toute façon faly aho mifaneresera @nao satria indray andro any aho mety ho any States any raha sitrapon' ny Tompo.
Izany no faniriako.
Izay fa mampamangy @mpiray tanindrazana any e.
A plus!
Manahoana i Baholy,
Miala tsiny a fa lé président vaovao aloha mbola tsy azoko antoka hoe ahoana loatra sady mbola tsy milamina ny raharaha aty fa mbola mutohy ny film ?Ny anareo zao no tena tsara miara amin'i Super Obama sa ahoana?
A plus e!
Madagascar Network
Tonga Soa!
Baholy's Comments
Comment Wall (6 comments)
You need to be a member of Madagascar Network to add comments!
Join this Ning Network
Eny ary e aleo aloha omena chance hitantana ny firenena ny new président e. Ny azontsika atao dia miasa mafy manampy ny ezaka ataony é. Fa de toute façon faly aho mifaneresera @nao satria indray andro any aho mety ho any States any raha sitrapon' ny Tompo.
Izany no faniriako.
Izay fa mampamangy @mpiray tanindrazana any e.
A plus!
Miala tsiny a fa lé président vaovao aloha mbola tsy azoko antoka hoe ahoana loatra sady mbola tsy milamina ny raharaha aty fa mbola mutohy ny film ?Ny anareo zao no tena tsara miara amin'i Super Obama sa ahoana?
A plus e!
Kiss...
Do
Sorry for the confusion. We are glad you are here anyway :-)
> Love that country.
So do we!
We hope you find the Madagascar Network useful and invite others. Have a great week!
Welcome to
Madagascar Network
Sign Up
or Sign In
About
© 2009 Created by Mika Leuck on Ning. Create a Ning Network!
Badges | Report an Issue | Privacy | Terms of Service